auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-18 03:17:04 -04:00 committed by root
parent 91f293b779
commit 16b0e4d7d1
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Tamin'ny ora fahatelo Izy no nombonjareo. Ary takeo amin'ny takelaka hazo raika no nosoratanjareo ny fiampangan ananohitra Anazy hoe: " Mpanjakan'ny Jiosy." Jiolahy roa no niaraka nombonjareo taminazy, ny tokana takeo an-kavanana ary ny tokana kô tankaveny. [Fanamarinana: Ireo fandikana talô tsara indrindra de tsy manisy ny marka 15: 28 hoe:" De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: Nataony ho isan'ny mpanota Izy". (Ampitao amin'ny Lioka 22:35)]
\v 25 Tamin'ny ora fahatelo Izy no nombonjareo. \v 26 Ary takeo amin'ny takelaka hazo raika no nosoratanjareo ny fiampangan ananohitra Anazy hoe: " Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Jiolahy roa no niaraka nombonjareo taminazy, ny tokana takeo an-kavanana ary ny tokana kô tankaveny. \v 28 [Fanamarinana: Ireo fandikana talô tsara indrindra de tsy manisy ny marka 15: 28 hoe:" De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: Nataony ho isan'ny mpanota Izy". (Ampitao amin'ny Lioka 22:35)]

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 Reo ze nadalo takeo de nagniratsira Anazy, nagnifidô ary nagnano hoe: "Ooy! Enao le afaka manjera ny fiangonana ary manangana anazy agnatin'ny telo andro, vonjeo ny tegnanao ary midìgna avekeo amin'io hazofijalina io!"
\v 29 Reo ze nadalo takeo de nagniratsira Anazy, nagnifidô ary nagnano hoe: "Ooy! Enao le afaka manjera ny fiangonana ary manangana anazy agnatin'ny telo andro,\v 30 vonjeo ny tegnanao ary midìgna avekeo amin'io hazofijalina io!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 Ny lôhan'ny mpisorogna kô de nagneso Anazy sala amzany,niaraka tamreo mpanora-dalàna ary niteny hoe:"Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany. Aoka le Kristy,le mpanjakan'ny israely,hidigna avekeo amin'ny hazo fijalina,mba tazagnonay ary mba inonay," ary reo nohombona niaraka taminy kô de nagneso Anazy.
\v 32 Ny lôhan'ny mpisorogna kô de nagneso Anazy sala amzany,niaraka tamreo mpanora-dalàna ary niteny hoe:"Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany.\v 31 Aoka le Kristy,le mpanjakan'ny israely,hidigna avekeo amin'ny hazo fijalina,mba tazagnonay ary mba inonay," ary reo nohombona niaraka taminy kô de nagneso Anazy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 \v 34 \v 35 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy Ana?"
\v 34 \v 35 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . \v 33 Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy Ana?"