auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-18 03:13:41 -04:00 committed by root
parent 3a647cfc8c
commit 91f293b779
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Ozy Pilato tamijareo hoe: "Ino ny ratsy nataony?" Fa nekeka mafy hatragny hatragny zareo hoe: "Homboy Izy." Te hanao ze mahafapo anjareo Pilato ko de nafahany anjareo Barabasy. Velezo Jesôsy ary avekeo natolony mba hombona.
\v 15 Ozy Pilato tamijareo hoe: "Ino ny ratsy nataony?" Fa nekeka mafy hatragny hatragny zareo hoe: "Homboy Izy."\v 14 Te hanao ze mahafapo anjareo Pilato ko de nafahany anjareo Barabasy. Velezo Jesôsy ary avekeo natolony mba hombona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Nindesin'ireo miaramila ho agny ankianja Izy ( Izay ivontoeran'ny fanjakana), ary nantsoindreo avokoa ny antokon'ny miaramila manontolo notafinjareo lamba volomparasy Jesôsy ary nandrandrana felô tsilo zareo ka nametraka anzany taminazy. De nanomboka narahaba anazy zareo de niteny hoe:" Arahaba ry Mpanjakan'ny Jiosy!"
\v 16 Nindesin'ireo miaramila ho agny ankianja Izy ( Izay ivontoeran'ny fanjakana), ary nantsoindreo avokoa ny antokon'ny miaramila manontolo\v 17 notafinjareo lamba volomparasy Jesôsy ary nandrandrana felô tsilo zareo ka nametraka anzany taminazy.\v 18 De nanomboka narahaba anazy zareo de niteny hoe:" Arahaba ry Mpanjakan'ny Jiosy!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Novolezinjareo tamina volosy ny lohany sady nororoany takeo. De nendohalika takeo agnatrehany zareo mody nidera Anazy. Rafa avy nagneso anazy zareo, de nesorinjareo tamindre ny lamba volomparasy ary nampitafinjareo Anazy ny fitafiny manokana, ary de nindesinjareo nivôka izy mba hanombona Anazy. Noternjareo ny mpandalo raika avy tagny an-tsaha mba hilanja ny hazo fijalian'i Jesôsy, leila raika antsoina hoe Simôna Kyrenianina rain'i Aleksandra sy Rofosy.
\v 19 Novolezinjareo tamina volosy ny lohany sady nororoany takeo. De nendohalika takeo agnatrehany zareo mody nidera Anazy.\v 20 Rafa avy nagneso anazy zareo, de nesorinjareo tamindre ny lamba volomparasy ary nampitafinjareo Anazy ny fitafiny manokana, ary de nindesinjareo nivôka izy mba hanombona Anazy.\v 21 Noternjareo ny mpandalo raika avy tagny an-tsaha mba hilanja ny hazo fijalian'i Jesôsy, leila raika antsoina hoe Simôna Kyrenianina rain'i Aleksandra sy Rofosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 Nindesin'ireo miramila tagny amin'ny tôrana atao hoe Gologota Jesôsy (ze midika hoe" Toeran'ny Karandoha") Nomenjareo dovay mifangaro miora Izy, fa tsy nisotro anzany Izy. De nombonjareo Izy ary nitsinjarainjareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiny mba hfantarany ze ampahany raisin'ny miaramila tsiraikaraika.
\v 22 ndesin'ireo miramila tagny amin'ny tôrana atao hoe Gologota Jesôsy (ze midika hoe" Toeran'ny Karandoha") \v 23 Namenjareo dovay mifangaro miora Izy, fa tsy nisotro anzany Izy.\v 24 De nombonjareo Izy ary nitsinjarainjareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiny mba hfantarany ze ampahany raisin'ny miaramila tsiraikaraika.