Thu Oct 17 2019 11:37:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 11:37:18 -04:00
parent 94b07492bf
commit 07cf11eea5
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Avekeo de tonga takao Kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia niditra takao tamin'ny synagoga Jesosy ary nampiagnatra. \v 22 Nidagnaka tamin'ny fampiagnarany zareo, satria nampiagnatra an-jareo okan'ny ôla magnana fahefana Izy fa tsy okan'ny reo mpagnora-dalàna.
\v 21 Avekeo de tonga takao Kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia niditra takao tamin'ny synagoga Jesosy ary nampianatra. \v 22 Nidagnaka tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra an-jareo otran'ny ôla managna fahefana Izy fa tsy otran'ny reo mpanora-dalàna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy akeo nisy leila raika takao aminn'ny synagogan-jareo zay nagnana fanahy maloto niantso mafy, \v 24 nagnano hoe: "Ino no hifandraisanay aminao ry Jesosy avy any Nazareta? Tonga hanimba an'nay nga Anao? Fanatro hoe Iza Anao, Anao Ilay Masin'Andriamanitra !" \v 25 Niteny mafy ny demonia Jesosy ka nagnao hoe: "Mangina ary mivoà aminazy !" \v 26 Ary le demonia nampianjera ananjy sy nivoaka taminy ka nitabataba mafibe.
\v 23 Avy akeo nisy leila raika takao aminn'ny synagogan-jareo zay nanagna fagnahy maloto niantso mafy, \v 24 nagnano hoe: "Ino no hifandraisanay aminao ry Jesosy avy any Nazareta? Tonga hanimba an'nay nga Anao? Fanatro hoe Iza Anao, Anao Ilay Masin'Andriamanitra !" \v 25 Niteny mafy ny demonia Jesosy ka nagnao hoe: "Mangina ary mivoà aminazy !" \v 26 Ary le demonia nampianjera ananjy sy nivoaka taminy ka nitabataba mafibe.

View File

@ -45,8 +45,8 @@
"01-12",
"01-14",
"01-16",
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"01-27",
"01-29",
"01-35",