Thu Oct 17 2019 11:35:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 11:35:18 -04:00
parent ba23a19b14
commit 94b07492bf
4 changed files with 3 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. \v 15 Ary nilaza hoe: "Efa tonga ny fotoana, ary efa ankeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara."
\v 14 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. \v 15 Ary nilaza hoe: "Fa tonga ny fotoana, ary efa ankeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara."

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Rafa nande tegny amoron'ny ragnomasin'i Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. \v 17 Ozy Jesosy taminjareo hoe: "Ave, manarà Ana fa ataoko mpagnarato ôla nareo". \v 18 Tonga de nametraka ny harato zareo ka nagnaraka Anazy.
\v 16 Rafa nande taigny amoron'ny ranomasin'i Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. \v 17 Ozy Jesosy taminjareo hoe: "Ave, magnarà Ana fa ataoko mpagnarato ôla nareo". \v 18 Tonga de nametraka ny harato zareo ka nagnaraka Anazy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Rafa lasagna alavidavitra Jesosy dia natazagna an'ery Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahiny; zay takao an-tsambokely nanamboatra ny arato. \v 20 Nagnantso anjareo Izy ka de napetrany tao an-tsambokely avy atraigny Zebedio rainy sy ireo mpikarama, ka nagnaraka anazy zareo.
\v 19 Rafa lasana alavidavitra Jesosy dia natazagna an'ery Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralany; zay takao an-tsambokely nagnamboatra ny arato. \v 20 Nagnantso anjareo Izy ka de napetrany tao an-tsambokely avy atraigny Zebedio rainy sy ireo mpikarama, ka nagnaraka anazy zareo.

View File

@ -45,7 +45,6 @@
"01-12",
"01-14",
"01-16",
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"01-27",