Thu Oct 24 2019 18:24:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:24:46 -04:00
parent b14a12bf2d
commit 065c888c41
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary nentina takeo amin'Azy le gaogna lahy ary raha vao natazagna an'i Jesôsy le fanahy ratsy de nampifaninjitra an'azy zany. Lavo tamin'ny tany le gaogna lahy ary feno rora ny vavany. \v 21 Jesôsy nagnontany ny dadany hoe: ''' Hatramin'ny ovena no nahatoy zao an'azy? De ozy le dadany: ''Efa hatramin'ny fazazany''. \v 22 Indraindray io fanahy ratsy io mandavo an'azy taigny agnaty afo na aigny agnaty rano ary nagnandrana ny hamotika an'azy''. Ra mahay magnano ny raha d Enao de miantrà anay ary ampeo zahay .''
\v 20 Ary nentina takeo amin'Azy le gaogna lahy ary raha vao natazagna an'i Jesôsy le fanahy ratsy de nampifaninjitra an'azy zany. Lavo tamin'ny tany le gaogna lahy ary feno rora ny vavany. \v 21 Jesôsy nagnontany ny dadany hoe: ''' Hatramin'ny ovena no nahatoy zao an'azy? De ozy le dadany: ''Efa hatramin'ny fazazany''. \v 22 Indraindray io fanahy ratsy io mandavo an'azy taigny agnaty afo na aigny agnaty rano ary nagnandrana ny hamotika an'azy''. Ra mahay magnano ny raha rehetra Anao de miantrà anay ary ampeo zahay .''

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Jesôsy niteny tamin'azy hoe: ''Ra mahay Enao? \v 24 Ny ra daôly de hain'ze mino.Ary niaraka tam'zay ny dadan'le zaza de niaika mafy nagnano hoe: ''Mino zà! Ampeo za amin'ny tsy-finôko.'' \v 25 Rafa hitan'i jesôsy reo vaôka niazakazaka nagnatogna Agnazy de nitineniny mafy le fanahy maloto ary nagnano hoe: '' Ry fanahy môgna sy maregnina, mandidy anao Zà, mivoà aminazy ary aza mivergna akao aminazy intsony.
\v 23 Jesôsy niteny tamin'azy hoe: ''Ra mahay anao? \v 24 Ny ra daôly de hain'ze mino.Ary niaraka tam'zay ny dadan'le zaza de niaika mafy nagnano hoe: ''Mino zà! Ampeo za amin'ny tsy-finôko.'' \v 25 Rafa hitan'i jesôsy reo vaôka niazakazaka nagnatogna Agnazy de nitineniny mafy le fanahy maloto ary nagnano hoe: '' Ry fanahy môgna sy maregnina, mandidy anao Zà, mivoà aminazy ary aza mivergna akao aminazy intsony.

View File

@ -95,7 +95,7 @@
"09-11",
"09-14",
"09-17",
"09-23",
"09-20",
"09-28",
"09-30",
"09-33",