Thu Oct 24 2019 18:22:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:22:46 -04:00
parent cd13bfb188
commit b14a12bf2d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary nentina takeo amin'Azy le gaogna lahy ary raha vao natazagna an'i Jesôsy le fanahy ratsy de nampifaninjitra anazy zany. Lavo tamin'ny tany le gaogna lahy ary feno ny vavany. \v 21 Jesôsy nagnontany ny dadany hoe: ''' Hatramin'ny ovena no nahatoy zao anazy? De ozy le dadany: ''Efa hatramin'ny fazazany''. \v 22 Indraindray io fagnahy ratsy io mandavo anazy taigny agnaty afo na atigny agnaty rano ary nagnandrana ny hamotika anazy''. Ra mahay magnano ny ra daôly Enao de miantrà anay ary ampeo zahay .''
\v 20 Ary nentina takeo amin'Azy le gaogna lahy ary raha vao natazagna an'i Jesôsy le fanahy ratsy de nampifaninjitra an'azy zany. Lavo tamin'ny tany le gaogna lahy ary feno rora ny vavany. \v 21 Jesôsy nagnontany ny dadany hoe: ''' Hatramin'ny ovena no nahatoy zao an'azy? De ozy le dadany: ''Efa hatramin'ny fazazany''. \v 22 Indraindray io fanahy ratsy io mandavo an'azy taigny agnaty afo na aigny agnaty rano ary nagnandrana ny hamotika an'azy''. Ra mahay magnano ny raha d Enao de miantrà anay ary ampeo zahay .''