plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/26.txt

2 lines
274 B
Plaintext

\v 26 Fa ny rehetra ze naeno reo teniko ka tsy mankatô azy ireigny de ôtrany
ôlo adala ze managana ny tranony akeigny ambony fasika \v 27Nirotsaka ny ôrana, tonga ny tondra-drano, ary nifofofofo sy namely le trano ny rivotra, ka de nirodana zany, ary feno ny faharavany"