\v 26 Fa ny rehetra ze naeno reo teniko ka tsy mankatô azy ireigny de ôtrany ôlo adala ze managana ny tranony akeigny ambony fasika \v 27Nirotsaka ny ôrana, tonga ny tondra-drano, ary nifofofofo sy namely le trano ny rivotra, ka de nirodana zany, ary feno ny faharavany"