plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/01.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 1 Ary rafa tonga ny maregna, de nitetika hanotra an'i Jesosy mba hamono an'Azy reo leiben'ny mpisoragna sy ny loholona daôly. \v 2 Izy reo namatotra an'Azy, nitarika an'Azy teigny ivelany, ary nanolotra an'Azy tamin'i Pilato governora.