\v 1 Ary rafa tonga ny maregna, de nitetika hanotra an'i Jesosy mba hamono an'Azy reo leiben'ny mpisoragna sy ny loholona daƓly. \v 2 Izy reo namatotra an'Azy, nitarika an'Azy teigny ivelany, ary nanolotra an'Azy tamin'i Pilato governora.