plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/23.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 23 Ozy Jesosy tamin'reo mpianatra hoe: "Lazaiko marina aminareo, sarotra ho an'ny mpanakarena ny hiditra ny fanjakan'ny lagnitra. \v 24 Ary mbôla lazaiko aminareo ndre,mora kokoa ho an'ny rameva ny miditra amin'ny vodim-panjaitra noho ny idiran'ny mpanakarena amin'ny fanjankan'Andriamanitra."