\v 23 Ozy Jesosy tamin'reo mpianatra hoe: "Lazaiko marina aminareo, sarotra ho an'ny mpanakarena ny hiditra ny fanjakan'ny lagnitra. \v 24 Ary mbĂ´la lazaiko aminareo ndre,mora kokoa ho an'ny rameva ny miditra amin'ny vodim-panjaitra noho ny idiran'ny mpanakarena amin'ny fanjankan'Andriamanitra."