plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/21.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 21 Avy takeo nagnatogna Petera ary nitare tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, impiry hagnota aminà ny rahalàko ka hamela an'azy za? Hatramin'ny im-pito ma?\v 22 Jesosy nitare an'azy hoe: "Tsy mitare aminao Za hoe im-pito, fa hatramin'ny fitopolo im-pito.