\v 21 Avy takeo nagnatogna Petera ary nitare tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, impiry hagnota aminĂ  ny rahalĂ ko ka hamela an'azy za? Hatramin'ny im-pito ma?\v 22 Jesosy nitare an'azy hoe: "Tsy mitare aminao Za hoe im-pito, fa hatramin'ny fitopolo im-pito.