plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/21.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 21 Avy akeo Jesosy niala takeo ka niverigna taigny amin'ny faritanin'i Tyro sy Sidona. \v 22 Indro, nisy vevavy Kananita raika avy am'zany faritra zany. Nagnantso mafy izy ary nitare hoe: "Mamindrà fo aminà, ry Tompo, Zanak'i Davida o! Ny zanako vavy de ampahorin'ny demonia mafy." \v 23 Fa Jesosy tsy namaly teny an'azy. Nagnatogna reo mpianany ka nengavy tam'Azy, nagnano hoe: "Roaso izy, fa mitabataba mafy amintsika."