\v 21 Avy akeo Jesosy niala takeo ka niverigna taigny amin'ny faritanin'i Tyro sy Sidona. \v 22 Indro, nisy vevavy Kananita raika avy am'zany faritra zany. Nagnantso mafy izy ary nitare hoe: "MamindrĂ  fo aminĂ , ry Tompo, Zanak'i Davida o! Ny zanako vavy de ampahorin'ny demonia mafy." \v 23 Fa Jesosy tsy namaly teny an'azy. Nagnatogna reo mpianany ka nengavy tam'Azy, nagnano hoe: "Roaso izy, fa mitabataba mafy amintsika."