plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/12.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 12 Ary nony regnin'i Jesosy fa vôsambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. \v 13 Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtaly.