\v 12 Ary nony regnin'i Jesosy fa vĂ´sambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. \v 13 Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtaly.