plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/10.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 10 Avy akeo Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Mialà aketo anao, ry Satana! F'efa vôsoratra hoe: 'Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary izy rerika iany no ho tompoinao.'" \v 11 Avy akeo nandao an'Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga nanompo an'Azy.