\v 10 Avy akeo Jesosy nitare tamin'azy hoe: "MialĂ  aketo anao, ry Satana! F'efa vĂ´soratra hoe: 'Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary izy rerika iany no ho tompoinao.'" \v 11 Avy akeo nandao an'Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga nanompo an'Azy.