auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 08:56:46 +08:00 committed by root
parent 1884862093
commit ff35633750
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 5 \v 7 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.
\v 5 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. \v 6 Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \v 7 Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-daagnitra.
\v 8 No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. \v 9 No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. \v 10 Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-daagnitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Omeo anay gniany ny hanina sahaza anay. Mamelà ny helokay, ôtrany ny hamelanay ze meloka taminay. Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-pagna, fa magnafaha anay amin'ny ratsy."
\v 11 Omeo anay gniany ny hanina sahaza anay. \v 12 Mamelà ny helokay, ôtrany ny hamelanay ze meloka taminay. \v 13 Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-pagna, fa magnafaha anay amin'ny ratsy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Fa raha mamela ny hadisoan'ny ôla anareo, de hamela anareo iany kô ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. Faa raha tsy mamela ny hadisoan'izy reo anareo, de tsy hamela ny hadisoanareo mintsy ny Rainareo.
\v 14 Fa raha mamela ny hadisoan'ny ôla anareo, de hamela anareo iany kô ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 15 Faa raha tsy mamela ny hadisoan'izy reo anareo, de tsy hamela ny hadisoanareo mintsy ny Rainareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao.
\v 17 \v 18 \v 16 Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao.