From ff35633750b2a160880c3ccc511bcede8cc2cff2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 11 Mar 2020 08:56:46 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/05.txt | 2 +- 06/08.txt | 2 +- 06/11.txt | 2 +- 06/14.txt | 2 +- 06/16.txt | 2 +- 5 files changed, 5 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index 0e461749..2030cded 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 5 \v 7 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony. \ No newline at end of file +\v 5 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. \v 6 Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \v 7 Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony. \ No newline at end of file diff --git a/06/08.txt b/06/08.txt index 7788f2a1..d796dcbf 100644 --- a/06/08.txt +++ b/06/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-daagnitra. \ No newline at end of file +\v 8 No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. \v 9 No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. \v 10 Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-daagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt index 6fc83e18..8158e59b 100644 --- a/06/11.txt +++ b/06/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Omeo anay gniany ny hanina sahaza anay. Mamelà ny helokay, ôtrany ny hamelanay ze meloka taminay. Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-pagna, fa magnafaha anay amin'ny ratsy." \ No newline at end of file +\v 11 Omeo anay gniany ny hanina sahaza anay. \v 12 Mamelà ny helokay, ôtrany ny hamelanay ze meloka taminay. \v 13 Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-pagna, fa magnafaha anay amin'ny ratsy." \ No newline at end of file diff --git a/06/14.txt b/06/14.txt index 786e2529..10ee5104 100644 --- a/06/14.txt +++ b/06/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa raha mamela ny hadisoan'ny ôla anareo, de hamela anareo iany kô ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. Faa raha tsy mamela ny hadisoan'izy reo anareo, de tsy hamela ny hadisoanareo mintsy ny Rainareo. \ No newline at end of file +\v 14 Fa raha mamela ny hadisoan'ny ôla anareo, de hamela anareo iany kô ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 15 Faa raha tsy mamela ny hadisoan'izy reo anareo, de tsy hamela ny hadisoanareo mintsy ny Rainareo. \ No newline at end of file diff --git a/06/16.txt b/06/16.txt index 844e0f96..a1cd7995 100644 --- a/06/16.txt +++ b/06/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 \v 18 Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 16 Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao. \ No newline at end of file