auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:52:57 +08:00 committed by root
parent 9e9f19ecf9
commit e4b1b5eae4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Avy akeo Jesosy de nanomboka nitare mafy reo tanàna ze nanaovany ny ankamarôn'ny asany mahagaga, satria tsy nibebaka zareo.\v 21 "Loza ho an'nareo, ry Korazina! Loza ho an'nareo ry Betsaida! Ra natao takaigny Tyra sy Sidona reo asa mahagaga ze natao taketo aminareo, de efa ela no nibebaka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona zareo.\v 22 Nefa ho moramora koko ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana mihoatra no ny an'nareo.
\v 20 Avy akeo Jesosy de nanomboka nitare mafy reo tanàna ze nanaovany ny ankamarôn'ny asany mahagaga, satria tsy nibebaka zareo.\v 21 "Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo ry Betsaida! Raha natao taigny Tyra sy Sidona reo asa mahagaga ze natao taketo aminareo, de efa ela no nibebaka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona zareo.\v 22 Nefa ho moramora koko ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana mihoatra no ny an'nareo.