auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 15:50:20 +08:00 committed by root
parent 50d727fdaf
commit 9e9f19ecf9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Avy akeo Jesosy de nanomboka nitare mafy reo tanàna ze nanaovany ny ankamarôn'ny asany mahagaga, satria tsy nibebaka zareo.\v 21 "Loza ho an'nareo, ry Betsaida! Ra natao takaigny Tyra sy Sidona reo asa mahagaga ze natao taketo aminareo, de efa ela no nibebaka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona zareo.\v 22 Nefa ho moramora koko ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana mihoatra no ny an'nareo.
\v 20 Avy akeo Jesosy de nanomboka nitare mafy reo tanàna ze nanaovany ny ankamarôn'ny asany mahagaga, satria tsy nibebaka zareo.\v 21 "Loza ho an'nareo, ry Korazina! Loza ho an'nareo ry Betsaida! Ra natao takaigny Tyra sy Sidona reo asa mahagaga ze natao taketo aminareo, de efa ela no nibebaka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona zareo.\v 22 Nefa ho moramora koko ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana mihoatra no ny an'nareo.