auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 09:25:10 +08:00 committed by root
parent 864c941ee1
commit d472e63c19
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy."
\v 12 Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. \v 13 Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo amin'zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo.
\v 15 \v 16 \v 14 Avy akeo ny raika tamin'reo roa ambefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrinona za hanolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. Tamin'zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hanolorana an'Azy amin'izy reo.