auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 08:56:46 +08:00 committed by root
parent cf0c809cb2
commit 864c941ee1
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 44 \v 45 \v 46 Ary de hamaly kô izy reo ka hiteny hoe: 'Tompo! Ovena zahay no naita Anao nôna, na nangetaeta, na nivahiny, na niboridagna, na narary, na taigny am-ponja, ka tsy nanompo Anao? Ary Izy hamaly an'azy reo ka hiteny hoe: 'Lazaiko marina aminareo, fa ze tsy nataonareo tam'raika tamireo madinika reo, de tsy nataonareo taminà.' Reo de halefa ho akao amin'ny fagnasazina mandakizay fa reo marina kosa akao amin'ny fiaignana mandrakizay."
\v 44 Ary de hamaly kô izy reo ka hiteny hoe: 'Tompo! Ovena zahay no naita Anao nôna, na nangetaeta, na nivahiny, na niboridagna, na narary, na taigny am-ponja, ka tsy nanompo Anao? \v 45 Ary Izy hamaly an'azy reo ka hiteny hoe: 'Lazaiko marina aminareo, fa ze tsy nataonareo tam'raika tamireo madinika reo, de tsy nataonareo taminà.' \v 46 Reo de halefa ho akao amin'ny fagnasazina mandakizay fa reo marina kosa akao amin'ny fiaignana mandrakizay."

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io."
\v 6 Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, \v 7 raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. \v 8 Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? \v 9 Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io."

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva.
\v 10 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. \v 11 Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva.