From 864c941ee1beffcba400f43510d61d722d07afe1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 11 Mar 2020 08:56:46 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 25/44.txt | 2 +- 26/06.txt | 2 +- 26/10.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/25/44.txt b/25/44.txt index 3a1e020c..6408132c 100644 --- a/25/44.txt +++ b/25/44.txt @@ -1 +1 @@ -\v 44 \v 45 \v 46 Ary de hamaly kô izy reo ka hiteny hoe: 'Tompo! Ovena zahay no naita Anao nôna, na nangetaeta, na nivahiny, na niboridagna, na narary, na taigny am-ponja, ka tsy nanompo Anao? Ary Izy hamaly an'azy reo ka hiteny hoe: 'Lazaiko marina aminareo, fa ze tsy nataonareo tam'raika tamireo madinika reo, de tsy nataonareo taminà.' Reo de halefa ho akao amin'ny fagnasazina mandakizay fa reo marina kosa akao amin'ny fiaignana mandrakizay." \ No newline at end of file +\v 44 Ary de hamaly kô izy reo ka hiteny hoe: 'Tompo! Ovena zahay no naita Anao nôna, na nangetaeta, na nivahiny, na niboridagna, na narary, na taigny am-ponja, ka tsy nanompo Anao? \v 45 Ary Izy hamaly an'azy reo ka hiteny hoe: 'Lazaiko marina aminareo, fa ze tsy nataonareo tam'raika tamireo madinika reo, de tsy nataonareo taminà.' \v 46 Reo de halefa ho akao amin'ny fagnasazina mandakizay fa reo marina kosa akao amin'ny fiaignana mandrakizay." \ No newline at end of file diff --git a/26/06.txt b/26/06.txt index 644f1cdb..30f28265 100644 --- a/26/06.txt +++ b/26/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io." \ No newline at end of file +\v 6 Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, \v 7 raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. \v 8 Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? \v 9 Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io." \ No newline at end of file diff --git a/26/10.txt b/26/10.txt index cd9e04eb..de76404e 100644 --- a/26/10.txt +++ b/26/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva. \ No newline at end of file +\v 10 Fa Jesosy, nafantatra izany, ary nitare an'azy reo hoe: "Naôgna nareo no magnahiran-tsaigna an-dravevavy? Fa ra tsara no natôgny taminà. \v 11 Akeo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Za de tsy ho akeo aminareo mandrakariva. \ No newline at end of file