auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 07:47:52 +08:00 committed by root
parent 097ccfd8d9
commit d35440cac3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny m
Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny mangingina iany, ary ny Rainao ze maita akao amin'ny mangingina, no hamaly soa anao.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aza mitairy ny harenareo ety an-tany, ze simbain'ny kalalao sy harafesina,