auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 07:57:51 +08:00 committed by root
parent c90f2df476
commit 097ccfd8d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao ami
Ankôtra zay, rafa mifady hanina anareo, aza manambôgna endrika mampalaelo ôtran'ny ataon'ny mpetsaravelatsy, fa manaratsy tare izy reo ka mba mety ho itan'ny ôla fa tegna mifady hanina. Lazaiko marina aminareo, fa efa nandray ny valisoany izy reo. Fa enao, rafa mifady hanina, osory menaka ny lônao ary sasao ny tarenao, ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifady hanina, fa amin'ny Rainao ze akao amin'ny m