auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 19:48:12 +03:00 committed by root
parent dfb2f472c5
commit ce9f5f4d31
3 changed files with 3 additions and 0 deletions

1
10/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Rafa manolotra an'nareo zareo, de aza magnana ahiahy ny amin'ny hoe manakôry na ino no ho lazainareo, fa amena an'nareo amin'io ora io ze tokony ho lazaina. \v 20 Fa tsy anareo no hiteny, fa ny Fanahin'le Rainareo no hiteny akao aminareo.

1
10/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ny rahala de hanolotra ny rahala amin'ny fahafatesana, ary ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hahatonga ny fahafatesan-jareo.\v 22 Ho halan'ny ôla daôly anareo nohon'ny amin'y agnarako. Fa na iza na iza miharitra hatramin'ny farany, de ho voavonjy zany ôla zany. \v 23 Rafa magnenjika an'nareo akao amin'io tanana gedabe io zareo, de milefasa aigny amin'ny hafa, fa lazaiko marina aminareo, fa tsy hahatapitra reo tananan'Israely mialôhan'ny hatongavan'ny Zanak'Ôla anareo.

1
10/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ny mpianatra de tsy geda nohon'ny mpampianatra, na ny mpanompo ho ambony nohon'ny tompony. \v 25 Ampy ho an'ny mpianatra raha tonga ho ôtran'ny mpampiany izy, ary ny mpanompo ôtran'ny tompony. Raha nantsovin'jareo hoe Belzeboka ny tompon'ny tragno, dia ho ratsy lavitra salan'ny magnakôry reo agnarana hiantsovan'jareo ny isam-iankohinana!