auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 19:46:26 +03:00 committed by root
parent eb1f0faf22
commit dfb2f472c5
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
10/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Indro, handefa an'nareo salan'ny ondry akeo ampovôn'ny ambôdia Za, ka hendre ôtran'ny menaragna ary tsy manan-tsigny ôtran'ny voromelala. \v 17 Mitandrema ny amin'ny ôla! Hanolotra an'nareo akeo amin'ny filan-kevitra zareo, ary hitaroka an'nareo akao amin'ny synagogan-jareo.\v 18 Avy akeo de ho entina magnoloana ny governora sy ny mpanjaka anareo nohon'ny Amina, mba ho vavolombelona ho an'jareo sy ho an'reo Jentilisa.