auto save
This commit is contained in:
parent
d69c5972ca
commit
c8340b3cd6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona nan
|
||||
Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona naneky an'Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue