auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-19 20:23:41 +03:00 committed by root
parent 91f3422423
commit d69c5972ca
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona
Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona nan