auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-19 20:07:35 +03:00 committed by root
parent d69c5972ca
commit c8340b3cd6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona nan
Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona naneky an'Azy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nony vita batisa Izy, de nitsangana avy tao agnaty rano avy hatrainy Jesosy, ary indro, nisokatra tamin'Azy ny lagnitra. Tazany ny Fanahin'Andriamanitra nidigna salan'ny voromelala ary nankeo amboniny. Ary indro, nis