auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 06:01:31 +08:00 committed by root
parent f19189743c
commit b828a4dd3c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra mitare an'nare
Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka am