auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 04:12:15 +08:00 committed by root
parent 0373aa3eb1
commit f19189743c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo
Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra mitare an'nare