auto save
This commit is contained in:
parent
9630b114f2
commit
a6f14f0951
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahazo hafitana reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, maheno ndre reo ôla marenina, atsanga-ko velogna reo ôla maty, ary ilazana reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina no ny Amina."
|
||||
\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahazo mahita reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, maheno ndre reo ôla marenina, atsanga-ko velogna reo ôla maty, ary ilazana reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina no ny Amina."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 \v 8 Ra nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka.
|
||||
\v 7 Ra\v 8 nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka.
|
Loading…
Reference in New Issue