diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt index 7486a890..21fb0b61 100644 --- a/11/04.txt +++ b/11/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahazo hafitana reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, maheno ndre reo ôla marenina, atsanga-ko velogna reo ôla maty, ary ilazana reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina no ny Amina." \ No newline at end of file +\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahazo mahita reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, maheno ndre reo ôla marenina, atsanga-ko velogna reo ôla maty, ary ilazana reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina no ny Amina." \ No newline at end of file diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index 9efcdf33..0e9c2aa2 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ra nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka. \ No newline at end of file +\v 7 Ra\v 8 nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka. \ No newline at end of file