auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-02 11:11:03 +03:00 committed by root
parent 8d36475210
commit a3eb420919
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa magnambôtra ny fasan'ny mpaminagny anareo ary mampijaingo ny fasan'ny ôlo-marina. Ozy anareo hoe: "Raha niaina tamin'ny andron'ny razambetsika tsika, de tsy ho nandray anjara niaraka tamin-jareo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminagny tsika. Noho zany de mitsangana vavolombelona amin'ny tenanareo anareo fa zanak'reo ze namono ny mpaminagny.
\v 29 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa magnambôtra ny fasan'ny mpaminagny anareo ary mampijaingo ny fasan'ny ôlo-marina. \v 30 Ozy anareo hoe: "Raha niaina tamin'ny andron'ny razambetsika tsikana, de tsy ho nandray anjara niaraka tamin-jareo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminagny tsikana.\v 31 Noho zany de mijoro vavolombelona amin'ny tenanareo anareo fa zanak'reo ze namono ny mpaminagny.

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara. Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty.
\v 34 \v 35 \v 36 Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara. Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty.