From a3eb420919e193fac05b72c3294ba6e4fb467cec Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 2 Apr 2020 11:11:03 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 23/29.txt | 2 +- 23/34.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/23/29.txt b/23/29.txt index 81590eb5..33c6b60c 100644 --- a/23/29.txt +++ b/23/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 \v 31 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa magnambôtra ny fasan'ny mpaminagny anareo ary mampijaingo ny fasan'ny ôlo-marina. Ozy anareo hoe: "Raha niaina tamin'ny andron'ny razambetsika tsika, de tsy ho nandray anjara niaraka tamin-jareo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminagny tsika. Noho zany de mitsangana vavolombelona amin'ny tenanareo anareo fa zanak'reo ze namono ny mpaminagny. \ No newline at end of file +\v 29 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa magnambôtra ny fasan'ny mpaminagny anareo ary mampijaingo ny fasan'ny ôlo-marina. \v 30 Ozy anareo hoe: "Raha niaina tamin'ny andron'ny razambetsika tsikana, de tsy ho nandray anjara niaraka tamin-jareo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminagny tsikana.\v 31 Noho zany de mijoro vavolombelona amin'ny tenanareo anareo fa zanak'reo ze namono ny mpaminagny. \ No newline at end of file diff --git a/23/34.txt b/23/34.txt index 25a918fd..dd973c0c 100644 --- a/23/34.txt +++ b/23/34.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara. Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty. \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 \v 36 Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara. Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty. \ No newline at end of file