auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:10:28 +08:00 committed by root
parent 9461473a38
commit a32f7b4394
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla nareo mba ho itan'izyreo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 2 No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany.
\v 1 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla nareo mba ho itan-jareo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 2 No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany.