From a32f7b4394702e0533921ca4d0100b39f3109655 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 24 Mar 2020 06:10:28 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index 3cd04772..037a5aab 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla nareo mba ho itan'izyreo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 2 No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany. \ No newline at end of file +\v 1 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla nareo mba ho itan-jareo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 2 No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany. \ No newline at end of file