auto save
This commit is contained in:
parent
d5ae962c37
commit
9165295f7a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rafa avy notoroan'ny reniny marika, de ozy hoe: "Ameo anà aketo, agnaty vile, ny lôha'i Jaona mpagnano Batisa." Nalaelo mafy nohon'ny fangatany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôly nisakafo
|
||||
Rafa avy notoroan'ny reniny marika, de ozy hoe: "Ameo anà aketo, agnaty vile, ny lôha'i Jaona mpagnano Batisa." Nalaelo mafy nohon'ny fangatany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôly nisakafo niaraka tamin'azy, de nagnome baiko izy fa tokony ho vita zany.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Nagniraka ka nanapaka ny lôhan'i Jaona takao an-tragnomaizigna izy. Avy akeo nentina tamin'ny vilé ny lôhany ary namena an'le zazavavy ary nentiny takeo amin'ny reniny zany. Avy akeo de tonga reo mpianagny, niaka an'le faty, ary nandevina an'zany. Tafaran'zany, de nande zareo ary nilaza tamin'i Jesosy.
|
Loading…
Reference in New Issue