auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent 740459d708
commit d5ae962c37
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa rafa tonga ny fitsingerenan'ny andro natern'i Heroda, de nandihy takeo am-povôn'reo vahiny nasaina ny zanaka vavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. Ho setrin'zany,
Fa rafa tonga ny fitsingerenan'ny andro natern'i Heroda, de nandihy takeo am-povôn'reo vahiny nasaina ny zanaka vavin'i Herodiasy ka nafinaritra an'i Heroda. Ho setrin'zany, de nampanantegna tamin'ny fianianana izy hagnome an'ze hangatahiny na ino na ino.

1
14/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa avy notoroan'ny reniny marika, de ozy hoe: "Ameo anà aketo, agnaty vile, ny lôha'i Jaona mpagnano Batisa." Nalaelo mafy nohon'ny fangatany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôly nisakafo