auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:52:57 +08:00 committed by root
parent fba5862496
commit 8fced8c111
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Iôny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo amasonao. \v 27 Ny ra daôly nankignina taminà de avy tamin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy ny Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze nofidin'ny Zanaka hagnambara an'azy.
\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Iôny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo amasonao. \v 27 Ny ra daôly nankignina taminà de avy tamin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy ny Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze nofidin'ny Zanaka hagnambarana an'azy.