diff --git a/11/25.txt b/11/25.txt index d80761a4..f3364a00 100644 --- a/11/25.txt +++ b/11/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Iôny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo amasonao. \v 27 Ny ra daôly nankignina taminà de avy tamin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy ny Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze nofidin'ny Zanaka hagnambara an'azy. \ No newline at end of file +\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Iôny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo amasonao. \v 27 Ny ra daôly nankignina taminà de avy tamin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy ny Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze nofidin'ny Zanaka hagnambarana an'azy. \ No newline at end of file