auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 11:01:14 +08:00 committed by root
parent 2ee60cbb67
commit 8e923daa57
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Avy akeo Jesosy nitare tamin're mpianany hoe: "Raha misy te-hanaraka an'Anà, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijaliany, ary manaraka an'Anà. \v 25 Fa na iza na iza te-hamonjy ny aigny de hahavery an'azy, ary na iza na iza no hahavery ny aigny nony aminà, de hahazo izany. \v 26 Fa in ma no soa ho azon'ny ôla raha mahazo izao tontolo zao kanefa very ny aigny? Ino no omen'ny ôla ho takalon'ny aigny?
\v 24 Avy akeo Jesosy nitare tamin-reo mpianagny hoe: "Raha misy te-hanaraka an'Anà, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijaliany, ary manaraka an'Anà. \v 25 Fa na iza na iza te-hamonjy ny aigny de hahavery an'azy, ary na iza na iza no hahavery ny aigny nony aminà, de hahazo izany. \v 26 Fa in ma no soa ho azon'ny ôla raha mahazo izao tontolo zao kanefa very ny aigny? Ino no omen'ny ôla ho takalon'ny aigny?