diff --git a/16/24.txt b/16/24.txt index ba0bd4de..17e76baa 100644 --- a/16/24.txt +++ b/16/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Avy akeo Jesosy nitare tamin're mpianany hoe: "Raha misy te-hanaraka an'Anà, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijaliany, ary manaraka an'Anà. \v 25 Fa na iza na iza te-hamonjy ny aigny de hahavery an'azy, ary na iza na iza no hahavery ny aigny nony aminà, de hahazo izany. \v 26 Fa in ma no soa ho azon'ny ôla raha mahazo izao tontolo zao kanefa very ny aigny? Ino no omen'ny ôla ho takalon'ny aigny? \ No newline at end of file +\v 24 Avy akeo Jesosy nitare tamin-reo mpianagny hoe: "Raha misy te-hanaraka an'Anà, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijaliany, ary manaraka an'Anà. \v 25 Fa na iza na iza te-hamonjy ny aigny de hahavery an'azy, ary na iza na iza no hahavery ny aigny nony aminà, de hahazo izany. \v 26 Fa in ma no soa ho azon'ny ôla raha mahazo izao tontolo zao kanefa very ny aigny? Ino no omen'ny ôla ho takalon'ny aigny? \ No newline at end of file