auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 10:31:38 +03:00 committed by root
parent 0724b1b082
commit 8a095ba012
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasa nande. Nagnatona an'Azy reo mpianagny mbô hanorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. Nefa namaly Izy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Tsy hitanareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko marina aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna.
\v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasa nande. Nagnatona an'Azy reo mpianagny mbô hanorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Tsy hitanareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko marina aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna.

View File

@ -1 +1 @@
Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro? Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. Fa ho maro no ho avy amin'ny agnarako. Ary hitare zaro hoe: 'Za no Krity,' ary maro no ho vôfitaka.
\v 3 Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro?\v 4 Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. \v 5 Fa ho maro no ho avy amin'ny agnarako. Ary hitare zaro hoe: 'Za no Krity,' ary maro no ho vôfitaka.

View File

@ -1 +1 @@
Handregny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla ho tonga ny faragny. Fa hisy firenena hitsangana hagnohitra firenena, ary fanjakana hagnohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. Nefa zany ra daôly zany de fendôhan'ny fanaintaignan'ny fitirahana fotsiny iany.
\v 6 Handregny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla ho tonga ny faragny.\v 7 Fa hisy firenena hitsangana hagnohitra firenena, ary fanjakana hagnohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa.\v 8 Nefa zany ra daôly zany de fendôhan'ny fanaintaignan'ny fitirahana fotsiny iany.

View File

@ -1 +1 @@
Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka.
\v 9 \v 10 \v 11 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka.

View File

@ -1 +1 @@
Satria ny faratsena de hitombo, ary hihamangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miharitra hatramin'ny faragny de ho vôvonjy. Ty filazantsaran'ny fanjakana ty de ho toriana magnerana an'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny faragny.
\v 12 \v 13 \v 14 Satria ny faratsena de hitombo, ary hihamangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miharitra hatramin'ny faragny de ho vôvonjy. Ty filazantsaran'ny fanjakana ty de ho toriana magnerana an'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny faragny.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"mat","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["10-title","10-01","10-02","10-05","10-08","10-11","10-14","10-16","10-19","10-21","10-24","10-26","10-28","10-32","10-34","10-37","10-40","20-01","20-03","20-05","20-08","20-11","20-13","20-15","20-17","20-20","13-title","23-title","03-01","03-04","03-07","03-10","03-13","03-16","13-01","13-03","13-07","13-10","13-13","13-15","13-16","13-18","13-20","13-22","13-24","20-22","20-25","20-29","20-32","23-01","23-04","23-06","23-08","23-11","23-13","23-16","23-18","23-20","23-23","23-25","23-27","23-29","23-32","23-34","23-37","13-27","13-29","13-31","13-33","13-34","13-36","13-44","13-49","13-51","13-54","13-57","10-42","13-47","24-title","04-title","14-title","03-title","13-40","20-title","04-01","04-05","04-07","04-10","04-12","04-14","04-17","04-18","04-21","04-23","14-01","14-03","14-06","14-08","14-10","14-13","14-15","14-16","14-19","14-22","14-25","14-28","14-31","14-34"]}
{"project":{"id":"mat","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["10-title","10-01","10-02","10-05","10-08","10-11","10-14","10-16","10-19","10-21","10-24","10-26","10-28","10-32","10-34","10-37","10-40","20-01","20-03","20-05","20-08","20-11","20-13","20-15","20-17","20-20","13-title","23-title","03-01","03-04","03-07","03-10","03-13","03-16","13-01","13-03","13-07","13-10","13-13","13-15","13-16","13-18","13-20","13-22","13-24","20-22","20-25","20-29","20-32","23-01","23-04","23-06","23-08","23-11","23-13","23-16","23-18","23-20","23-23","23-25","23-27","23-29","23-32","23-34","23-37","13-27","13-29","13-31","13-33","13-34","13-36","13-44","13-49","13-51","13-54","13-57","10-42","13-47","24-title","04-title","14-title","03-title","13-40","20-title","04-01","04-05","04-07","04-10","04-12","04-14","04-17","04-18","04-21","04-23","14-01","14-03","14-06","14-08","14-10","14-13","14-15","14-16","14-19","14-22","14-25","14-28","14-31","14-34","24-03"]}