plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro?\v 4 Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. \v 5 Fa ho maro no ho avy amin'ny agnarako. Ary hitare zaro hoe: 'Za no Krity,' ary maro no ho vôfitaka.